Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Discours en malgache à l’ONU : aucune infraction aux règles onusiennes - L’allocution en langue malgache= un tournant symbolique , s’inscrite dans la (…)
rakotobe - Un an de Refondation : doutes et perplexité - Ce jour toutes les cloches de toutes les églises ont sonné au même moment. (…)
tonga soa - Un an de Refondation : doutes et perplexité - Plûtot jour de deuil :
insecurité
delestages
corruption
mauvaise (…)
RN13 - Un an de Refondation : doutes et perplexité - Il.n’y eut JAMAIS pire que Rajoelina
Mafieux
Voleur sans vergogne (bois (…)
bekily - Un an de Refondation : doutes et perplexité - Isandra,
Fa zo sy fahefana avy aiza moa azafady no nametrahana sakana na (…)
Vohitra
{#URL_PAGE{archives}}





Hiram-pirenena ???
Namoahan’ny fitondràna mpanjana-tany taloha didy mandràra ny fihiràna azy ity hira ity !
Noraisin-dry zareo mpanjanaka ho hiram-pirenena merina hono izy ’ty !
"Mifankatiava ihany !" https://www.youtube.com/watch?v=7u9OFOlUw7A
Ny tonon-kira :
Mifankatiava ihany,raha mbola velon’aina
Tsy misy toy izany o ! no mampifaly saina
Ny maty efa lasa,tsy azon-tsika atsoina
Isika no mikasa,ny ratsy ho adinona re
Ny maty efa lasa,tsy azon-tsika atsoina
Isika no mikasa,ny ratsy ho adinona !
Ah ah ah tsy fotoana ela,no hipetrahana eto
Ah ah ah andeha re mba hifamela !
Andeha re mba hifamela mba tsy harahin-tsento
Mba tsy harahin-tsento
Andeha re mba hifamela
Mba tsy harahin-tsento