Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Un an de Refondation : doutes et perplexité - Boloky
Arrêté de te ridiculiser !
quelle leçon de démocratie recevoir (…)
bekily - Un an de Refondation : doutes et perplexité - "Sur le plan des avancées démocratiques, c’est un zéro pointé. Il y a des (…)
Isandra - Un an de Refondation : doutes et perplexité - Il faut écraser les cafards.
bekily - Un an de Refondation : doutes et perplexité - Corriger la malfaisance
bekily - Un an de Refondation : doutes et perplexité - Néanmoins
Une baguette magique ne suffirait pas à corriger la malfaisants (…)
bekily
{#URL_PAGE{archives}}





Varaontsana ny saina manoloana ny zava-misy.
Dia mbola sahy mihantsy ny Ambanilanitra ihany ireo tsy mataho-tody minia tsy mijery sy tsy manaiky fa tena tafiditra ao anatin’ny kizon’ity aretina ity ny Tanindrazana.
Tsy henatra ny fahatsapan-tena rehefa diso saingy firaisan-tsikombakomba kosa ny tsy fanekena sy tsy filazana ny tena mihatra amin’ny Ambanilanitra.
Manodiava an’ireo marivo salosana ireo sy ny fianakaviany tsy an-kanavaka izao mahazo ny Firenena izao.