Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Marc Ravalomanana remobilise son parti à Taolagnaro - Salama djiaby.
En effet Ravalomanana entame ses démarches propagandistes (…)
Jipo - Conférence nationale : priorités pour éviter un nouvel échec - Comment peut on être INSULTANT à l’endroit des ses semblables nationaux. (…)
rakotobe - Conférence nationale : priorités pour éviter un nouvel échec - OUI, toi le petit k.on qui ns INSULTE de
" patriotes de pacotille " (…)
rakotobe - Emirates s’allie à Madagascar pour renforcer la visibilité de la destination - Arabaina RN13
Jiolahy tsy valahara fontsiny io e !
Manompa sy manpiady (…)
bekily - Conférence nationale : priorités pour éviter un nouvel échec - Makasitraka Rakotobe
bekily
{#URL_PAGE{archives}}





Mafy tokoa izany mamoy aina, nahafoy aina, nilaozana aina izany, ary nandao ny fiainana…
Indrindra moa fa, tsy ny lahatra sy ny anjara no notojoina, fa ny…setrasetra…tsy setrasetra tamin’ny fiainana sanatria…fa setrasetra nanjo…
Fahoriana ho an’ireo masoandro nipoirany sy nahitany masoandro amambolana, izay monina any Mampikony…
Misy ny fitenena hoe « tora-bato avy any andanitra ny fiainana… »…eny tokoa, raha izay no anjara tandrifin’ny lahatra nomen’i Zanahary…
Fa ity anie tsy tora-bato akory…fa toraka « bala » avy any andanitra hono…bala avy any andanitra tsy nahy hono…
Fa molotra inona ity namoantsampona miteniteny foana ity e ?
Mampalahelo, mahonena, mandona ny atifanahy sy ny fo…