Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Le Mirage du blindé
51 %
Derniers commentaires
- Carburant : le gouvernement instaure l’état d’urgence énergétique - J’ai déjà donné ma réponse aux questionnements de l’ami Razafindambo de (…)
Vohitra - Carburant : le gouvernement instaure l’état d’urgence énergétique - Disposition ronflante
bekily - Une tournée présidentielle qui prend des airs de campagne électorale - Farany,
Ianao Zanadralambo dia hitako fa manana toe-tsaina voazanaka h@ ny (…)
Yet another Rabe - Carburant : le gouvernement instaure l’état d’urgence énergétique - PFFFFFFFF
Dispisition.ronflante dans un contexte particulièrement (…)
bekily - Le Mirage du blindé - Jipo
Makasitraka
bekily
{#URL_PAGE{archives}}





Ravalomanana no atao hoe mitsonatsonana, fa nga izy rehefa hoe filoha teo aloha sy vadin’ny be ny tanana dia mieritreritra hoe tokony ho izy no ho filohan’ny mpanohitra. Mbola mitohy mandraka ankehitriny ny fanaovana tsinotsinona olona ataon’ity rangahy ity. Totran’ny fanambaniana sy tsy firaharahiana ireo malagasy hafa izany. Izay indrindra no antony nanitsiana ny lalàna mahakasika ny mpanohitra izay tsikerain’ireo tia tena. Toerana no tadiavin’dRavalomanana fa tsy ny resaka fanoherana velively. Ary iaraha-mahalala fa tsy hitondra hevitra hanatsarana ity firenena ity mihintsy izy fa dia ny mifanohitra amin’izany aza no tanjony mba hiverenany eo amin’ny fitondrana indray.