Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 03h44
 

Filazana manjo

VAVA Justin

Amin’ny alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

VAVA Justin

Dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny Asabotsy 20 Martsa 2021 tany Toamasina rehefa nivahiny 73 teto an-tany.

Ny vadiny  :
BANA Gisèle Henriette
Ny zanany  :
VAVA Arnelle
VAVA Christian Christophe
VAVA Stephano Alexandre
VAVA Arnaud Séverin
VAVA Jean Pierrot
Ny zafiny  :
Sofiane, Alexandra, Alexy, Paul, Safidy, Mavih, Kenzo

Ny iray tampo aminy,
Ny iray tampo amin’ny vadiny,
Ny fianakaviana manontolo.

Ny nofony dia hapetraka ao amin’ny fasana ao Ankafomena Mahambo ny Alatsinainy 22 Martsa 2022.

Ity no solon’ny fampandrenesana ho an’ny izay tsy tratra antso.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS