Tompoko,
Sitraky ny Tompo no niantso ny malalanay :
Ramatoa RAOELISON Jeanne
Teraka RAVOLOLOMANGA
Loholona
hody any Aminy ny Zoma 29 Jona 2007.
Hoy,
– Ny zanany :
RAOELISON José Oelitiana sy Vonifanja (Toulouse-France)
RAOELISON Gaby Naivo Harivololona sy Mamy
RAOELISON Serge Mbolamalala sy Fiononana
RAOELISON Guy Nirina sy Lanto
RAOELISON Solomalala sy Liliane
– Ny zafiny :
Tiana, Mbolafy, Harimamy, Voahary, Mamitiana, Malala Sololalao, Kanto, Mihary
– Ny fianakaviana rehetra
– Ny Mpitandrina sy ny Diakona ary ny FJKM TRANOVATO RASALAMA MARTIORA AMBOHIPOTSY sy ny FJKM AMBOHINIERANA
– Ny Fokontany AMBATOVINAKY sy ny Fokontany MASIAKAMALONA
Ny nofony dia hoetiana miala ao an-tranony VI 14 Lalana 24 RATEFINANAHARY PRINTSY - AMBATOVINAKY ny Alakamisy 05 Jolay 2007 amin’ny 1 ora sy sasany folakandro ary hatao veloma farany ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM TRANOVATO RASALAMA MARTIORA - AMBOHIPOTSY alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao AMBOHITSOA - MASIAKAMALONA (RN1 PK36).
« Fa izay miandry an’i Jehovah dia mandroso hery kosa.
Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery ;
Hihazakazaka izy nefa tsy ho sasatra
Handeha izy, nefa tsy ho reraka »
(ISAIA 40 : 31)
ITY NO SOLON’NY FAMPANDRENESANA