Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 07h57
 

Filazana manjo

Ny Andriambavy RAZAFINDRATANDRA RANDRIANOME Noël Jeannine

Sitrak’Andriamanitra no niantsoany hody any Aminy ny zoma 07 oktobra 2022 ny malalanay :

Ny Andriambavy
RAZAFINDRATANDRA RANDRIANOME Noël Jeannine

(Vady navelan’Itompokolahy RANDRIANOME Paul)

Commandeur de l’Ordre National Malagasy
Chevalier de l’Ordre Pro Deo et Ecclesia de Madagascar

rehefa nivahiny 91 taona teto an-tany ary nahazo ny sakramenta farany fanomen’ny Eglizy ny zanany.

Hoy,

Ny zanany :
Itpkl RAMANAMIHANTATSOARANA Louis Ange sy Itpkv Marie-Louise
Itpkv RANDRIANOME Marie-Josée
Itpkv RANDRIANOME Marie-Aude
RANDRIANOME Paul-Henri

Ny zafiny :
RAMANAMIHANTATSOARANA Rija Lionel sy Muriel (Andorre)
RAMANAMIHANTATSOARANA Anjy Paul
RAMANAMIHANTATSOARANA Niaina José (Danemark)
RAMANAMIHANTATSOARANA Thandiwe Marie-Line
RAMEFISON Miarana Paule (Laos)
ANDRIAMISA Andy Frederick sy Hanitra Sarah
JETHA Claude sy Dina
RANDRIANOME Mahery Camille sy Morgan (La Réunion)
RANDRIANOME Lalaina Jérôme sy Maryam (La Réunion)

Ny zafiafiny :
Chloé, Théo, Kamron, Tahiana, Louis, Sahy, Lova, Kira, Lucas, Jullian, Nadjaah, Aiden, Aymie

Ny iray tampo aminy :
Terak’Itompokolahy RAZAFINDRATANDRA René sy ny vady aman-jafiny
Itompokolahy Son Eminence Cardinal RAZAFINDRATANDRA Armand Gaëtan
Terak’Itompokolahy RAZAFINDRATANDRA Lucien sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itompokolahy RANDRIANARISOA Jean Albert sy ny vady aman-jafiny
Ramatoa RAZAFINDRATANDRA Yvonne sy zanaka aman-jafiny

Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Terak’Itompokolahy RAZAFY ANDRIAMIHAINGO sy ny iray tampo aminy avy

Ny Havany :
Terak’Itompokolahy ANDRIANATOANDRO sy RASOAMIADANA
Terak’Itompokolahy RAKOTOBE Alphonse sy RASOAMANIRAKA

Ny havany avy amin’ny vadiny :
Terak’ Itompokolahy RAZAFINDRAMANANA Pierre sy RAVOANANAHARY Félicie

Ny fianakaviana iray manontolo
Ny namana aman-tsakaizany rehetra

Ny Ekar Immaculée Conception Andohalo
Ny Ekar Joany Batista Faravohitra
Ny Ekar Antanatsara Ambohimalaza
Ny zanaka ampielezena Ambohipotsy Manankasina
Ny zanaka ampielezana Antsanatsara Ambohimalaza

Ny fokontany Mandrosoa Faravohitra
Ny fokontany Ambohipotsy Manankasina

Ny nofony dia andrasana ao amin’ny trano fonenany 28, Lalana Andriandahifotsy Mandrosoa Faravohitra.

Ny fandaharana dia ho lazaina miandalana

Tsy misy ny fiaretan-tory

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS