Dernière situation de la Covid-19 du 19 mai 2021
NB : Tous les chiffres ainsi que la localisation par région des cas de contamination ci-dessous sont tels qu’indiqué par le CCO.
Cas confirmés : 134
Décès : 06
Décès : 06
- Analamanga : 02
- Atsinanana : 02
- Anosy : 01
- Non communiquée : 01
Nouveaux cas confirmés : 134 cas trouvés sur 471 testés
- Analamanga : 98
- Atsinanana : 01
- Diana : 03
- Alaotra Mangoro : 10
- Atsimo Andrefana : 02
- Vatovavy Fitovinany : 01
- Menabe : 03
- Anosy : 02
- Androy : 08
- Sofia : 01
- Non communiquée : 05
En traitement : 1 051
Formes graves : 256
Cumul du 23 mars 2020 au 19 mai 2021
- Contaminés : 40 519
- Guéris : 38 685
- Décès : 783
- Tests : 197 998
Vos commentaires
Mihevitra ny dondrona kaondrana mpisolelaka mpilelaka latsahan’ny varatra mpiray tsikombakomba mambotry ity tany ity sy ny Ambanilanitra fa kilalao no hanoratana sy hampatsiahivana ireto soratra ireto isan’andro.
Tsy azony an-tsaina fa tsy kilalao ny fiainam-pirenena ary ADIDY ny mampatsiahy ny teny natao - NY ADIDY TSY AN’OLON-DRATSY :
... Sao misy mazoto ny hanoy.
Mihevitra ny dondrona kaondrana mpisolelaka mpilelaka latsahan’ny varatra mpiray tsikombakomba mambotry ity tany ity sy ny Ambanilanitra fa kilalao no hanoratana sy hampatsiahivana ireto soratra ireto isan’andro.
Tsy azony an-tsaina fa tsy kilalao ny fiainam-pirenena ary ADIDY ny mampatsiahy ny teny natao - NY ADIDY TSY AN’OLON-DRATSY :
Ireto resaka tsy mbola mazava ka handrasana ny tohiny :
Avy amin’ny namana "poiuyt (#584)"
1- Doublon, vitavita ho’azy
2- Bômbô sisety, vitavita ho’azy
3- Ekrà plat, vitavita ho’azy
4- Vola fanampiana, vitavita ho’azy
5- VOLAMENA 73,5 k, vitavita ho’azy
6- Ambilansy covid ????????????
... Sao misy mazoto ny hanoy.
471 ny fitiliana natao.
Firy ny mihogahoga eto milaza fa mamory olona Ravalomanana ka tsy misaina ny fiparitahan’ity valan’aretina ity ?
Ka na dia ireo olona lazaina fa novoriany teny an-tseana aza ve tsy mihaotra ny 471 ?
Esy aho hoe ! Fitondrana foza tokoa ka tsy henatra tsy tahotra fa saina mitarozaka amin’ny tany ao anaty VOVOKA.
Ho afaka mivezivezy any Eropa ato ho ato izay voaharo amin ny aretina COVID , tsy azo heverina ho toy ny voaharo kosa ireo mpigoka tambavy CVO, na dia manamarina izany aza ny fitondrana DJ , ny mpaminany sy ny Dokotera foza, vaksiny ihany tompoko no fiarovana voamarina ara tsiansa hatreto, ny ambony, mbola rediredin ny tsy ampy solaitra !
Si on utilise le même mode d’analyse des chiffres que Dr. Isandra, il y a une augmentation des morts de 100% par rapport à la veille. 3 —> 6
C’est grave Docteur ?