Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 17 septembre 2021
Antananarivo | 15h34
 

Santé

Santé publique

Covid-19 : Bilan épidémiologique

mardi 11 mai

Dernière situation de la Covid-19 du 09 mai 2021

NB : Tous les chiffres ainsi que la localisation par région des cas de contamination ci-dessous sont tels qu’indiqué par le CCO.


- Cas confirmés : 150
- Décès : 07


- Décès : 07

  • Analamanga : 03
  • Alaotra Mangoro : 02
  • Atsimo Andrefana : 02

- Nouveaux cas confirmés : 150 cas trouvés sur 724 testés

  • Analamanga : 105
  • Atsinanana : 07
  • Matsiatra Ambony : 23
  • Sava : 01
  • Atsimo Andrfana : 02
  • Menabe : 02
  • Bongolava : 09
  • Anosy : 03
  • Itasy : 01

- En traitement : 2 172
- Formes graves : 309

- Cumul du 23 mars 2020 au 09 mai 2021

  • Contaminés : 39 162
  • Guéris : 36 261
  • Décès : 729
  • Tests : 192 294

10 commentaires

Vos commentaires

  • 11 mai à 07:39 | Shalom (#2831)

    Na dia eo aza ny loza mandindona aterak’ity valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy ny teny nataony, ny velirano miseho isan’andro :

    - Carte VISA ho an’ny mpianatry ny Anjerimanontolo
    - Fidinan’ny vidin-tsolika @ antsasany
    - Fanagadrana izay mitsikera ny fitondrana : Tsy hisy intsony filoham-pirenena hanagadra anao noho ny hevitra tsy mitovy..
    - 200 000 ar ny karama farany ambany
    - Bulding marobe
    - 50 000 logements
    - 4x4 afaka mananika tendrombohitra
    - Drônes miady amin’ny dahalo
    - Miami
    - Côte d’Azur
    - Parking EPP
    - Tanamasoandro
    - Piscine olympique
    - Puce-n’omby
    - Tramway
    - Fambolena Coton Tuléar
    - Paris (Antsihanaka)
    - Fizarana tany 1ha isan’olona
    - Angidimby 10
    - Fitaovana manara-penitra ho an’ny miaramila
    - Fiakaran’ny vidin’ny lavanily
    - Panneaux solaires anti-delestage
    - Angovo sy rano ho an’ny daholo be mora vidy
    - Fampianarana maimaim-poana
    - Fahasalamana ho an’ny daholo be tsy an-kanavaka
    - Asa ho an’ny rehetra
    - Indostria ho an’i Madagasikara
    - Ny vehivavy sy ny tanora ho an’ny ho avy
    - Fahampiana sy fahaleovantena ara-tsakafo
    - Fitantanana ny harena voa-janahary an’i MAdagasikara
    - Fitantanana manan’andraikitra ny faritra
    - Ny spoaro, rehereham-pirenena
    - Ady amin’ny kolokolo
    - Làlana Ambilobe Vohémar, Tetezana Ampasika, Anosizato, RN44 izao indray autoroute Tanà Toamasina
    - Orin’asa isaky ny faritra 22
    - Tranomaizina manokana ho an’ny mpanao kolikoly
    - Kit scolaire + feutre (???)
    - Comptoir d’Or de la BFM
    - Karaman’ny filou isam-bolana homena ny faritra
    - Ho foanana ny sénat
    - Oniversite isam-paritra
    - Karniem-pokotany misy "CODE BARRE" manara-penitra
    - Ravalomanana no filohan’ny mpanohitra
    - GasyCar
    - Kianja manara-penitra
    - Téléphérique (Sans budget, sans étude d’opportunité) MERCI LE VEILLEUR alias L’EVEILLEUR (#1331)
    - Ozinina momba ny fambolena any Itasy
    - Drônes
    - RN 13 : si je ne termine pas la réhabilitation de cette route, je ne ferai plus de politique
    - La plus grande cimenterie d’Afrique
    - Usine éthanol Ambilobe
    - Locomotives FCE avec les Wagons ...
    - Flyover Antananarivo andrefana
    - Ordinateur par Fokontany
    - Handrakotra ala an’i Madagasikara (Guiness record fambolen-kazo)
    - Tsy andoavambola ny fampianarana eny amin’ny fanabeazana fototra (maro ny nikatona satria tsy mandray karama ny mpampianatra FRAM )
    - Digitalisation bourses d’études
    - Plan Marshall
    - Iles Eparses

    ... Sao misy mazoto ny hanoy.

  • 11 mai à 07:39 | Shalom (#2831)

    Na dia eo aza ny loza mandindona aterak’ity valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy ny toe-javatra nataony.

    Ireto izay tsy mbola mazava ka handrasana ny tohiny :

    - Fondation AKBARALY
    - Antotan’isan’ny covid-19 - vata-paty varotana amoron-dàlana
    - Fitaterana marary amin’ny sarety sy bisikileta
    - MBS : notapahina ny fifanarahany tamin’ireo orin’asa telo tsy miankina
    - Ireo mpikaraman’ady "serbes"
    - Kianjan’ny Demokrasia
    - 26 janoary 2009
    - 07 febroary 2009
    - Gadra tany Farafangana
    - Fitaovam-piadiana naiditra antsokosoko
    - Ireo gros bras vahiny (mercenaires)
    - Ilay fiara Escalade naiditra an-tsokosoko
    - Miaramila tany Amparafaravola
    - Resaka Rolly Maercia
    - Volamena tatsy Morisy
    - Volamena tatsy Comores
    - Satro-boninahitra Ranavalona
    - Fanodinkodinana ny fanampiana COVID-19
    - Ny vidin-tsolika
    - Ny delestazy
    - Ny rano maloto
    - Orinasa madinika mpanao làlana tsy voaloan’ny fitondrana ny volany
    - Tifitra ny 18 febroary, mpianatra maty tatsy Toamasina
    - Varotra ny Nosy Mitsio
    - Fifanekena amin’ny sinoa
    - Vy any Soalala
    - Tsy fandoavana ny vatsimpianarana 4 volana miampy fitaovana ho an’ny anjerimanontolo
    - Ny GRAPHITE tsy hita izay mba nahasoa ny vahoaka malagasy
    - Ny Hazan-dranomasina lasan’ny vahiny ka mivanaka ny mpanjono malagasy

    Avy amin’ny namana "poiuyt (#584)"

    1- Doublon, vitavita ho’azy
    2- Bômbô sisety, vitavita ho’azy
    3- Ekrà plat, vitavita ho’azy
    4- Vola fanampiana, vitavita ho’azy
    5- VOLAMENA 73,5 k, vitavita ho’azy
    6- Ambilansy covid ????????????

    ... Sao misy mazoto ny hanoy.

  • 11 mai à 07:42 | Shalom (#2831)

    Tsy sanatria fanaovana ts’inon-ts’inona ny maty fa lasa mampihmehy no mampalahelo ny mahita ireo isan’ny maty isan’andro, toa miodina eo amin’ny isa mitovitovy foana : 6, 7, 11 ary in-dray mandeha no mba 17.
    Mahagaga !

  • 11 mai à 07:58 | Shalom (#2831)

    Mahagaga tokoa ingahy rainy poerapoera werawera tsy ampy solaitra : f’inona no nitranga no tsy nanatrika ny fahatongavan’ireo vaksiny izy ?
    Dia naleony nankany Atsimo dia noravahan’ireto mpisolelaka mpilelaka tsy mataho-tody ireto fa "maro-tànana" hono ilay kaondrana.
    Hitsikistika tsy mandihy foana f’ao raha. Inona marina ilay "raha" ?
    Sa satria tsy azo hanaovana afera ilay resaka ?
    Raha nanapa-kevitra ny OMS ny momba io vaksiny io dia nomeny ana-ONG lehibe sy mari-kevitra (sérieux) ilay raharaha. Ny "fondation akbaraly" no noheverina ahavita izany.
    Fa nahoana no tsy ny "fondation poerapoera tsy ampy solaitra" ?
    Dia nihazakazaka i poerapoera nanantona an’i Akbaraly saingy nitsifotra ny baolina fa tsy nanaiky ny anao karana.
    Dia iny no montimontitra tsy hita resaka i poerapoera werawera tsy ampy solaitra.
    Koa tsy mahagaga raha iny izy no tsy hite raha tonga ireo vaksiny ireo : tsy azon’ny OMS antoka intsony ny fitondrana malagasy sahala amin’ilay fanampiana any Atsimo avy amin’ny Be Kintana izay nomeny ONG fa tsy ho an’ny fitondrana mpangalatra sy mpanodikodina harem-pirenena izay maha TGV azy ireo tokoa.

    Ny tsy vitan’ny hafa nandritra ny 60 taona, ho ataony avy 100% ao anatin’ny 5 taona.
    Mihareta ny mafy ry Ambanilanitra. Koa raha tsy mahatanty ianao dia mihetseha aongany io fitondrana poerapoera tsy ampy solaitra mampijaly anao io.

  • 11 mai à 09:06 | Noue (#2427)

    "Jeudi 6 Mai "
    Cri du cœur de femmes ayant perdu leur père à cause d’une pénurie d’oxygène


    Comment rester silencieux quand le décompte officiel national présente un nombre de mort équivalent voir inférieur aux seuls décès que nous voyions autour de nous !


    Nous nous indignons que nos morts soient passés sous silence pour une histoire d’image ou de problèmes de recensement. Et peu importe la raison de cet écart abyssal entre le décompte officiel et ce que nous voyons autour de nous, tout ce que nous voulons c’est qu’il soit corrigé pour permettre une meilleure protection de la vie du peuple.

    Est-ce que ceci va être encore censuré ?

    • 11 mai à 10:49 | Albatros (#234) répond à Noue

      Bonjour Noue (#2427)

      Je suis d’accord avec vous !.
      Cela fait maintenant un long moment que je survole le site de Madagascar-Tribune (voir mon #) et je suis surpris de voir l’évolution de sa ligne éditoriale.

      En effet donner, depuis de nombreuses semaines, les chiffres "officiels" concernant la pandémie qui frappe Madagascar, sans une analyse journalistique et sans investigation contradictoire ne me semble pas plaider en faveur d’un bon journalisme !.

      Peut-être le "noyautage" dont je parle dans un autre post ?!.

      Dommage pour l’image de M-T !.

      Cordialement.

  • 11 mai à 09:13 | Isandra (#7070)

    Depuis 17 Avril(moyen cas:605) les chiffres ne cessent de baisser, par le 06 mai : 305, 07 mai : 233, 08 mai:138, 09 mai : 150. Tout cela au moment où la vaccination ne fait que commencer.

    Mais, cela ne veux pas dire qu’il faut baisser la garde et réduire les efforts.

    • 11 mai à 09:35 | MALIBUC (#9345) répond à Isandra

      Isandra pleine de betsabetsa,

      Depuis le début on nous prends pour des cons et toi aussi !
      Encore hier 6 décès alors que les cimetières sont pleins, que l’on fabrique des cercueils dans les rues....etc, à quand la vérité sur le nombre de morts dus au Covid ?
      A force de mentir et de lécher le cul de ton DJ BAC-7 ta langue va tomber mais le pire pour toi c’est que bientôt Antanimora t’attends !

    • 11 mai à 11:31 | Isandra (#7070) répond à Isandra

      MALIBUC,

      En fait, vous ne voulez voir et entendre que votre esprit veut.

  • 11 mai à 17:32 | tiryco (#9153)

    Tout le monde a bien compris depuis le début de la pandémie que ces chiffres de mortalité sont truqué
    J en ai parlé régulièrement a des amis à madagougou. ; Qui me l on confirmé
    Arrêtons de se voiler la face

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS