Tsy hita fiafarana
lundi 30 avril 2007 |
| 204 visites
Mbola mitana ny sain'ny mpanara-baovao maro ny momba ny filazana fa saika hisy hamono ny filoham-pirenena ny 3 April lasa teo ary efa tratra ireo saika nahavanon-doza. Voalaza fa mpitandro ny filaminana avokoa izy ireo hoy ny resaka mandeha.
Resaka mandeha hoy izahay satria tsy naseho vahoaka toy ny nitranga teny amin'ny FLM teny Ambohibao toy ny nahazo an'i Yvan ity resaka ity. Aleo ny fitsarana hanao ny famotorana hoy ny Praiministra raha nanao valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety ny (...)