Kongresin’ny TEZA
Voahilika tamin’ny toerany i Moxe
lundi 7 avril 2008 |
| 613 visites
"Toerana hifandimbiasana, ary aleo ny tanora handray ny andraikiny". Isan'ny teny mahitsy nambaran'ny filoha mpanorina ny TEZA io. "Fampitana ny faneva ho eo ambany fitarihan'ny tanora izao", hoy ingahy Moxe Ramandimbilahitra, "satria 10 taona izao no nitarihako ity antoko ity". Ampy traikefa amin'izany ireo mpandimby. "Tsy entam-barotra akory ny TEZA ka azo atakalo", hoy ihany ingahy Moxe, "ary mahaiza mitandrina fa tsy maintsy hampiharina ny lalàna, fa raha tsy izany, dia ny (...)