Razakarimanana Ferdinand
Potika ny demokrasia
lundi 14 avril 2008 |
| 695 visites
« Omeo sehatra malalaka ny vahoaka ahafahany maneho ny alahelony. Io fihetsiky ingahy Lecacheur midina an-dàlambe io, dia fitondrana ny feon’ny vahoaka leon’ny zava-misy ankehitriny ». Isan’ny fanehoan-kevitry ny jeneraly Razakarimanana Ferdinand io raha nihaona tamin’ny mpanao gazety izy omaly alahady.
Miantso fifampidinihana haingana ity Jeneraly misotro ronono ity, satria efa an-dohalika ny ranom-bary. Na amin’ny vahoaka io na ihany koa amin’ny mpanao politika satria tsy tokony hitompo teny (...)