Antenimieram-pirenena
Rivotra hafahafa
mercredi 9 avril 2008 |
| 737 visites
Tsy ho ela ny fotoam-pivorian’ny depiote, hifantoka any sain’ny maro. Feo maro no mifanaretsaka andalan-tsara eny Tsimbazaza. Ny resaka fikasana hanalana ny filohan’ity andrim-panjakana iray ity dia dia efa ela no nandrenesana izany. Tsy mbola nisy fanangonana sonia momba io, fa mivoaka ny vavan’ireo depiote sendra tafajanona ao ny momba izany. Ankilany tsy taitra ingahy Sylla amin’izay mety ho ataon’ny namany. Eo ihany koa ny momba an’i Zakahely, depiote voafidy tany Mananara Avaratra. Toa (...)