Andevoranto - Brickaville
Voapetraka ho Tangalamena i Zakariasy
jeudi 10 avril 2008 |
| 1003 visites
Tamin’ny alatsinain’ny Paska lasa teo no natsangana ho Tangalamena ao Andevoranto, anatin’ny distrikan’i Brickaville, Atoa Zakariasy Patrick, 39 taona, taranaka faha 4 ao amin’ny firazanan’i « KIRITIKA » sy « BIDIHILY » ary « Mpanjakalava » izay nanjaka tamin’ny taona 1858, tao Andovoranto.
Nandritra ny roapolo taona no banga io toeran’ny Tangalamena io ka nahatonga ny ray aman-dreny tao an-toerana nanao ny hevitra, ka nanendrena an’i Zakariasy. Tamin’ny taona 2005 no efa nandefa ity soson-kevitra ity ny (...)