PSDUM
Tandindomin-doza ny firaisam-pirenena
jeudi 3 mai 2007
| 180 visites
Manoloana ny zava-nitranga nandritra ireny fihetseham-bahoaka tany Toliara, Antsiranana, sy Toamasina ireny ka nisian’ny fampihorohoroana, fandravana ny fhetsiketsehana, fitifirana ary fanamborana ireo rnpanao fihetsiketsehana, ny Antoko Sosialista sy Demokratika ho Fampiraisana eto Madagasikara (ASDFM/PSDUM) dia manao izao fanambarana manaraka izao : Tandindomin-doza ny firaisam-pirenena noho ireo zava-niseho ireo; voahitsakitsaka tanteraka ny demokrasia sy ny fahalalahana satria tsy avela (...)