Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 06h03
 

Répondre à un commentaire

22 mai 2023 à 18:43 | Ibalitakely (#9342)

« ... Il semble donc que quel que soit le cas de figure, la crise est probable. Toutefois, dans la mesure où personne ne la souhaite, on peut évoquer les conditions dans lesquelles on peut encore l’éviter ... »
- Izaho Ikala Paingotra dia somary kely finoana ihany satria raha mbola misy saribakolim-bazaha mitondra ity Madagasikara ity dia ao ny misintona azy @ sangany, ao ny mandrirotra azy @ orony & ao no manampina ny masony fotsiny tsotra izao ka manoro vohona azy @ làlan-kalehany. Ireo vazaha mibaiko azy ireo mody manome vola kely anaovany izatsy & izaroa (pipeline, téléférique, ...) dia mideadeaka ery ny anao lahy. Ireo vazaha ireo anefa raha mody manoana azy dia mazava fa dony tapany handoha erany.
- Na izany azy misy Andriamanitra mahavita mamarana ny adalan’ny olona.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS