Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 20h02
 

Répondre à un commentaire

25 novembre 2022 à 09:44 | lé dezertera (#11352)

Ntsô ! Dia ahoana hoy Rainilainga sy Vatoblue ?
Hilaza indray ny pentipentsina kopiE/kolE (#7070) izao fa hoe mitsabaka amin’ny tsy tokony hitsabahany ireny fikambanana iraisam-pirenena avy any ivelany ireny.
Fomba famaliny izany kanefa raha vao misy filazana hoe « fanaovan-tsonia vola » dia iny fa mitatatata tsy tana eto amin’ity serasera ity milaza fa katsaka voanjobory hono Rainilainga Trosa à Grande Vitesse ka atokisan’ireny fikambanana ireny.

Te hanao aminy eo !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS