Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Publicité
Derniers commentaires
- lé dezertera : Mahafinaritra ny mamaky ny firarian-tsoa toa izao saingy ezahiko hitarina (...)
- lé dezertera : 26 juin à 02:01 | Rainingory (#11012) répond à Turping ^ Turping, miarahaba, (...)
- lé kopé : Faly miarahaba ny Malagasy tsy vaky volo , nahatratra ny fetiny (...)
- lé kopé : Malibuc, Je suis de votre avis qu’il n’y a qu’à Dago qu’on voit ça . Faire ses (...)
- Rainingory : Turping, miarahaba, Mba avaho azfd ny fivavahana sy ny finoana, ny (...)
Ny Fahalalana hoe Metis avokoa iska mianaka olombelona hatramin Naharian Andriamantra ny
olombelona no Fanafody tsra indrindra hiadiana @ny Rcisme sy izao karana Fanavakahana volon
koditrs sy fanakavakavana samy hafa
Indrisy anefa misy mbola mihevitra Fa RACE PURE hono izy
Io Race pure no hadalana nanjoa an Hitler Noheverina tokoa fa Ny Race Aryen no ambony indrindra ny sisa mendriaak ho vonoina fa manelingelina azy Ny tsy mitovy aminy dia Esoina lava izaosy
ambaniany Ohatra ny tsy olombelona Io no Aretina Tahaka ny Peste, Cholera sy Covid
Io no aretina miteraka ny adi-poko Izay fahabokan ny Saina ( lepre de l’esprit)