Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 22h26
 

Répondre à un commentaire

14 octobre 2021 à 19:58 | arsonist (#10169)

Alahelon-kanina ataon’i l’olivier2 mpijirika harena antanin’olona
sady fanahy-anatina-vodin’omby-vavy !

>> 14 octobre à 17:42 | olivier2 (#9829)
>> y en a marre du pillage de la France par les malgaches..
>> HALTE AU PILLAGE

Fanamasina :
Aiza tokoa moa ka :

(i) ’Ty l’olivier2 ’ty mihambo fa Frantsay saingy tsy Frantsay fiaviana fa mpiavy
no sady koa tsy mahataty ny rafi-piarahamonina ao Frantsa
dia lasa miremby harena any antanin’olon-kafa !
Kanefa koa dia tsindrian-daona isan’andro mihiratra izao fa sao misy fanaovana masikita anio na rahampitso ... ! Asa ! Iza no mahalala ?

(ii) Kanefa izaho arsonist indray dia migalabona tsara aty amin’ny renivotrin’ilay firenena iamboan’ity l’olivier2 ’ty fa azy ! I lery tsy mahataty ny aty ! Kanefa izaho salanitra ery aty !

Izaho anefa dia toy izao :
.Merina avy any rehetra any no sady tsy-avy-aiza-sy-tsy-aiza koa aho
.Zara aho raha mahay mamaky teny sy manoratra
.Nègre mainty ngizina be mihitsy aho , no sady koa ngita f’rehitra be mihitsy ny voloko
.Mohamed no anarako
.Sans-papiers aho izao
.Izay omen’ny fitondram-panjakana eto antoerana sy ny vondrona te-hanome ahy ihany , dia ampy tsara igalabonako sy anaovako izay tiako atao rehetra !

Ka io no mampivonto fo an’ireto matin-kambo milaza tena fa expat’ tany sy any Madagougou ireto .
Hoy ny kivazivazin’ny Razanay Merina hoe :
« Aza miady varotra amin’ny akoho : fa ianao raha mankeny antsena dia mandeha antongotra , fa izy kosa vimbinina na lolohavina mihitsy aza ! »

Izay izy io !
[Aza mivaky loha mitady handika ito lahatsoratra ito amin’ny alalan’ny Trad’ Automat’ : niniako natao sarotra adika amin’ny teny hafa izy ’ty !]

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS