Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 09h56
 

Répondre à un commentaire

12 octobre 2021 à 15:35 | arsonist (#10169)

Izany tokoa no fanahy-anaty-vodin’omby-vavy an !

Manenjika mafy ny Anglo-Saxons sy Rosiana ireto expat’ 2 matin-kambo
l’ Anticaste efa mitorin-doha
sy l’olivier2 mpijirika harena antanin’olona ,
izay samy milaza tena ho Frantsay ireto !

Tsy fantany ary ve fa :
raha tsy ny Anglo-saxons sy ny Rosiana ,
ry zareo Frantsay dia
ho boto tanterakin’ny Allemana ,
nanomboka tamin’ny jona 1940
ka hatramin’ny fotoana tsy fantatra mihitsy izay hiafaràny ???

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS