Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 17h55
 

Répondre à un commentaire

12 octobre 2021 à 12:57 | Isandra (#7070)

Misy olona avy amin’ny faritra eto Madagasikara tena malaza amin’ny fifindrana monina, misy andrizareo daholo erakan’ny Madagasikara, ary inoako fa io 200.000 mpifindra monina any andafy io dia rizareo no maro an’isa amin’io.

Efa fahazaran-drizareo io mifindra monina io, ka tsy azo handrefesana intsony hoe satria mahantra sa man’inona ny tanin-drizareo, fa tia mifindra fotsiny izao rizareo. Mpila ravin’ahitra hoy ny fiteny azy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS