Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 14h07
 

Répondre à un commentaire

11 octobre 2021 à 11:09 | Zanabahoaka (#8890)

Quartier de reinsertion sociale hampianarana azy handrafitra sy hanjaitra sy hahandro sakafo hono...

Taty ivelany izy tsy misy miraharaha, tsy an’asa sy mahantra dia lasa mpanendaka sy mpamaky trano sy mpifoka rongony dia avy eo hananganana fonja vaovao dia any izy no hofanina arakasa. Voara-maso tsara kosa rizareo amin’izay hoe tsy misy mingitrika sy mikolavaka.

Mety rizareo a. Bravo. Tehaka lehiretsy e

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS