Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 15h07
 

Répondre à un commentaire

9 octobre 2021 à 12:17 | arsonist (#10169)

Ssss !
Olona tanana amponja ve dia tsy hiezaka hanao izay fomba rehetra mba ahafahany mandositra e !!!
Izany avy koa ve dia tsy takatrin’ny sain’ny foza ???

Fa izao e ...

(i) Ny Prezidà vazaha amperinasa izany dia nihaona tamina tanora Afrikana tany Montpellier.
Ny tenako moa dia tsy isan’ireo antsoina hoe tanora.
Hany ka tsy nihevitra akory ny ho isan’ny afaka andray anjara tamin’io fihaonana natao ifanakalozan-kevitra tany Montpellier io aho !

Kanefa dia mihevi-tena ho isan’ny teratanina firenena tena nozanahin’ny mena sofina tokoa aho !

(ii) Tsy zakan-dry l’Anticaste sy l’olivier2 izay mihambo ho expat’ tany sy any Madagougou mihitsy ny filazàko sy ny famerimberenako eto amin’ito serasera ito fa :

1. arsonist no pseudo entiko eto
2. Merina avy any rehetra any no sady koa tsy-avy-aiza-tsy-avy-aiza aho
3. Nègre tena mainty ngizina be mihitsy no sady ngita volo f’rehitra be mihitsy aho
4. zara fa mahay mamaky teny sy manoratra aho
5. Mohamed no anarako
6. sans-papiers monina sy miriaria eto Parisy aho !!!

Ka izay tsy fahazàkan-dry lerony an’ireo momba ahy ireo indrindra no vao maika koa amerimberenako ny filazàna sy ny fampahatsiahivana ireo rehetra momba ahy ireo !

(iii) Dia toy izao no fitantaran’ny mpanome vaovao anankiray izay niseho sy nitranga tany Montpellier ry ’Nao an !

https://www.france24.com/fr/afrique/20211008-sommet-afrique-france-emmanuel-macron-interpell%C3%A9-par-la-jeunesse

(iv) Amin’ireo akama Vazaha sy immigrés tafaresaka tamiko dia efa samy manana paingotra na fanjaitra ny ankabezany , mba hanindromana ilay balonina Zemmour rehefa tonga ny fotoana hitsindromana azy !
Ireo mbola tsy manana paingotra na fanjaitra amin’izao fotoana izao moa , dia nilaza mazava fa hanana marina tokoa izay ilaina ry zareo amin’ny fotoana hitsindromana an’i lery amin’izay !

Dia matezaha ny aina ry akama isany ô !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS