Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 15h04
 

Répondre à un commentaire

8 octobre 2021 à 12:46 | Vohitra (#7654)

Inona no mba raharaha na asa ka nitsabahan’ilay mpanjaka mpisavika mpanota fady ka hoe nanjary sy lavorary hatrizay ?

Hevitra bontolo, fiziriziriana, fitaka sy soloky, angoantenda, tranondainga faobe, filibana sy zahozaho, fanahy sodomita…tsy misy afatsy izany no mitranga, tsy misy afatsy famotehana ny Firenena sy ny Hasimpirenena, tsy misy afatsy fampiadiana sy ny fampahoriana ny vahoaka hatrany, dia izay ihany !

Sady tsy olonkendry no tsy olomarina, no tsy manapahaizana, no tsy misy traikefa ! Dia inona no mbola fanantenana azo apetraka amin’izany ?

Rehefa tsy misy ny fahombiazana sy vokatra mahafapo, tsy aleo ve asiana fitsaharana sy mijanona aloha ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS