Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 15h07
 

Répondre à un commentaire

7 octobre 2021 à 10:22 | Ibalitakely (#9342)

Tsy adino eto koa ilay miaramila Caporal tao @ 1° RFI maty notofiriny t@ 2006, raha nieritreritra ny anongam-panjakana izy rehefa tsy ampy ny saosy [tsy nisy mpanoana] t@ filatsahako-fidiany nataony. Mandria am-piadanana Rakapo !!
* Efa betsaka ihany izay matimaty novonoin’ny sasany izay : ry Kaporaly Mainty tao @ 1°RFI ihany ; ilay leilahy notofirina ankitsorano izao rehefa tsy nanaiky nyfandravana ny tranony anaovana tsena manaraka penitra ; ilay mpianatra tany Toamasina maty raha nanao tifi-danitra ny EMMOREG ka nahavoa ny feny ; ... sns.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS