Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 08h18
 

Répondre à un commentaire

6 octobre 2021 à 10:12 | arsonist (#10169)

Comparaison des niveaux d’instruction et des degrés de l’acuité de l’intellect
des autoproclamés expat’ Français à Madagougou et qui interviennent sur ce forum
avec ceux des foza !

Prologue :
Des non gasyphohes me reprochent d’écrire des posts en gasy.
Mais je fais ce qui me plaît et ce que je veux !
Je m’adresse à qui je souhaite m’adresser.
De toute façon il existe des robots traducteurs sur le net.
Même si mes textes en gasy sont à dessiein écrits en gasy le plus difficile possible à traduire dans une autre langue.

Comparaison.

(i) Maro ny mpitsidika tonga eto amin’ito serasera ito no mahakobo tanteraka fa,
rehefa vonton’ny tsikera ny foza momba ny kere sy ny fahantràna sy ny tsirambin’ny fahasalamam-bahoaka sy ny tsy fandry ampahalemana,
dia ny fampitahàna sy ny fanilihana ny tsy fahombiazan’izy foza any amin’izay mitranga koa any Frantsa no imasoan’i besileo foza femelle couillue isandra eto mandritrin’ny andro iray maninjitra.

Dia ikamenoman’ny akama isany ny foza fa
i Madagougou anie ka mitàna ny laharana fahatelo amin’ireo tany faran’izay mahantra indrindra eto antany e
ary i Frantsa kosa dia mitàna ny laharana fahadimy amin’ny tany faran’izay manan-karena indrindra e !

Kanefa hééé-hé ! Henoy izany ry azon-damosina !
Dia mitohy foana ny fanilihana ataon’ ny foza any amin’izay heveriny fa mitranga any Ffrantsa !

(ii) Ireo matin-kambo ho Frantsay
[l’Anticaste efa mitorin-doha - l’olivier2 mpandova izay rehetra toetra maharikorikon’ny mpanjanaka fahizay - le jehan magic martel poak’atidoha]
izay milaza tena ho expat’ tany sy any Madagougou indray,
dia toy izao no nataon-dry lerony teto omaly talata tontolo andro !

Tsy hay notohaina toa rano vaky ny filazàn’ny mpanome vaovao ny fanolanana zaza marobe tsy ampy taona ataon’ny mpitondra fivavahana Katolika sasany any Frantsa !

Dia nisy ary mpanoratra eto amin’ity serasera ity nilaza fa
tena tsiravina tanteraka izy mandre ity loza ataon’ny Katolika any Frantsa ity !

Mba hialàn-dry expat’ matin-kambo ho Frantsay amin’ny henatra sy fahafaham-baraka,
dia nanao izay tsy misy hafa amin’ny fanaon’ny foza ry lerony !
Maka tahaka e !

Nailiny tsotra izao any amin’izay heverin’izy expat’ fa zava-misy any Mqadagougou
io toetra maharikoriko notantarain’ny filazam-baovao
fa fanaon’ny maro amin’ireo Mpitondra fivavahana katolika any Frantsa io.

Sady tena amina haromontana sy fankahalàna mahery vaika ary fanalam-baraka tanteraka ny Gasy rehetra tsy ankanavaka mihitsy
no fomba nanaovan’ireto expat’ tsy vanona sy matin-kambo ho Frantsay ireto izany,
teto omaly talata nandritrin’ny andro !

Ka inona ary no ahagaga raha toa ka manao « masikita » eny antorapasika ny mpokona ?

Tsongoy fon-tena , tsongoy fon’olona !

Fehiny :
Tsiahivina fa ireto exapt’ matin-kambo ho Frantsay manoratra eto ireto ange
dia efa nangataka mazava tsara mihitsy tamin’ny foza mba hiara-miasa amin’ny foza e !

Fa tena daka v.ody mirivorivo no azon-dry lerony
avy tamin’i besileo foza femelle isandra
ho valin’ilay fangatahan-dry lerony !

Si on y réfléchit mieux :
il est indiscutable que ces autoproclamés Français expat’ à Madagougou
sont d’un niveau d’instruction et d’une acuité de l’intellect
largement très en-dessous de ceux des foza !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS