Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 09h26
 

Répondre à un commentaire

5 octobre 2021 à 17:00 | arsonist (#10169)

Tena tsy maha araka resaka sady tsy mahafantatra akory izay soratany ary ve ity l’Anticaste efa mitorin-doha ity ???

Izay lazain’ilery ihany no tanterahana dia omena an’ilery,
kanefa dia vindina be i lery nony injay ny lazainy ihany no hitany aseho azy !

Jereo ange :

(i) manalika ahy i l’Anticaste efa mitorin-doha,
dia ito no navaliko an’i lery https://www.youtube.com/watch?v=ppIX9rsyYYw kanefa dia nahatezitra be an’i lery ilay izy !

(ii) manakisoa ahy indray i l’Anticaste efa mitorin-doha,
dia izao indray ny valiny azony tamiko https://www.youtube.com/watch?v=5Yhq3pS4BuY, dia mbola vao maika koa tezitra be lery .

(iii) milaza ahy ha gidro i l’Anticaste efa mitorin-doha, dia ity indray ary valiny omeko an’i lery https://www.youtube.com/watch?v=2VLpJh4xw2Q dia asa indray ho hatezeran’ity efa mitorin-doha ity

(iv) marary hono aho, hoy indray i l’Anticaste efa mitorin-doha, dia ity koa ary ny valiny e https://www.youtube.com/watch?v=HDbpZpm9j9c sao ary dia ho voan’ny krizy mahery eo noho ny haromotana ity l’Anticaste efa mitorin-doha ’ty !

Tsy fantatr’ity l’Anticaste efa mitorin-doha ity ary ve ny dikan’izay soratany,
hany ka manoratsora-poana lery ?

Raha izay tokoa,
dia mbola dondrom-belona mihaotra lavitra ny foza mihitsy izany
ity l’Anticaste efa mitorin-doha ’ty k’le !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS