Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 04h32
 

Répondre à un commentaire

3 octobre 2021 à 18:12 | arsonist (#10169)

Tonga manatevin-daharana ireo mpanani-bohitra sy mpijirika harena antanin’olona ity jehan magic martel (#11250) ity !

Ny hita misongadina avy hatrany momba azy ’ty, dia
tsy ampy fahalalàna izay Tantara akory izy ity
no sady koa tena votsa saina tokoa.

Dia avy hatrany aloha dia ompa sy fanambaniana no mba voaloha-tenin’i lery eto [sahala amin’ny fomban’ny tsy ampy fahalalàna sy ny tsy ampy haranitan-tsaina rehetra ihany]
Heveriny angaha fa ahafeno izay banga ao antsainy ao izany !

Dia izay heverin’i lery angaha fa ny vono olona nataon’ny hafa
no ahatakona ny fandringanana firenena manontolo maro dia maro maneran-tany
izay nataon’ny Europeana
tao amin’ny kaontinantany Eoropa ihany,
sy indrindra tany amin’ny kaontinanta hafa maneran-tany [Amerika Latina, Amerika Avaratra, Polynezia, Australia ...] !!!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS