Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 01h51
 

Répondre à un commentaire

2 octobre 2021 à 10:57 | Besorongola (#10635)

TIKO LOATRA I MADAGASCAR KA TSY HO ANTSOIKO MADAGOUGOU IZANY HOY NAINA ANDRIATSITOHAINA BEN’NY TANANAN’ANTANANARIVO

ALERTE 💥📢📢🔊🔉
Mangataka fijerena akaiky ny commune tanjombato fokontany anosimahavelona indrindra indrindra 🔊📢
Mitodi_doha aminareo JIRAMA izahay fa EFA 4(efatra) Andro izao ny herinaratra aty aminay no Zara fa misy.
Mitsilopilopy Ny jiro .Tsy mandeha daholo n’y fitaovana rehetra satria ambany bé ny tension .
*Tena MBola tsisy ohatran’inty taty fa aleoko lavitra Ary mahita délestage satria vao tsy ampiretina amin’ny 3ataondro ni jiro Dia Tsu mandeha intsony rehefa mipaika Kosa nefa ny amin’ny 5:30 ariva dia mitsilopilopy tahak’io sary Io daholo n’y jiro Ary tsy miverina mazava tsara Raha tsy amin’ny 2maraina any .
Vokatr’izany « Grillé daholo n’y ampoule anay rehetra EFA nanolo 4 izahay Zao :( ) »N’y telephone 📱 Ary moa Tsy feno mandraparaina n’y Andro :(
*Ankaotran’ny jiro Dia Tsy misy mandeha ny fahitalavitra sy ny radio 📻 ,fer(tsy mety mamay)satria tsy zakan’ny tension.
*ny vidin_jiro anefa Dia midangana bé nefa ni jiro TSIsi mandeha
*Marihina fa ny fonenanay sy ny tratran’izao tranga izao Dia manodidina ny projet baedoung (tsy Aiko na misy ifandraisany )
N’y projet rundoeung Dia infrastructure lehibe aorin’ny sinoa ety amin’ny manodidina ankeniheny tanjombato .
Miangavy n’y jirama re ijery izao olana izao akaiky fa mijaly ny mponina.
#sary indrana tanaty pejy hafa feno fitarainana .

https://www.facebook.com/100023482248432/posts/1011112079681524/?sfnsn=scwspmo

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS