Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 19h21
 

Répondre à un commentaire

15 septembre 2021 à 14:49 | pisokely (#9950)

manao ahoana daholo.
tena nanimba ny fibata... mahagaga anefa, fa olona nianatra daholo ny nanodidina an dradidy.. dia toa mba olona nianatra koa ny nanodidina an dra do melina... fa dia indrisy, tsy mba mahay mandalina fa dia entimpo sahala n dry isandra... dia hoe lavitra hono ny tena ka tsy mahita ny zava misy.. mahatsikaiky fa izy ampototry ny firenena aza tsy mahita ny olana mitranga.. kanefa dia hitampoko.. hitampirenena ny tsy mety.. may ohatra ny tanety... jereo anie lay sary.... ratsankazo... kanefa dia mba jereo ny stade, ny latabatra rehefa manao lanonana ry zareo.. sary indray mipika dia hita hoe misy zavatra tsy.mety.. tsy ny fanamboarana stade no olana, na ny sakafo be miompapana sy ny kibo be an dry zareo isakiny lanonana, fa ny tsy fahatsirovan tena eo anatrehan ny zava misy, ny fahoriambahoaka ka ry zareo mbola midioka ihany hoe, mety ny ataony fa hadisoan ny hafa ny zavatra rehetra mitranga... tsy mila mandalina halavitra anie.. na olona tsy misy diplaoma aza dia avy hatrany dia mahita hoe tsy misy mandroso ny ataon dry zareo e.. satria diso paika sy tanjona.. lasa nidiran doza toy ny sinoa hejehiny alika hono, ka ny sakafo indray no handosirana... tokony hanamboatra firenena hialofana rehefa antitra kanefa dia potehina tsotra zao ny lovan drazana.. roviana no ho tonga saina ???

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS