Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 20h02
 

Répondre à un commentaire

1er mai 2021 à 17:20 | Isandra (#7070)

Lasa foto-dersakan’ny manonjana indray ity resaka Karana ity tato hoato.

Raha ny tantara anefa no hojerena, dia ny hazalambo nataon’ny Dadan-drizareo an’ ireo mpandrahara Malagasy no naha lasa nahatonga ny vahiny anisan’izany ny Karana, mibahana sy mifehy ny toe-karentsika amin’ izao.

Ny fanjakana tsy maintsy miara-mifandrindra amin’ ireo mpisehatra amin’ny ara-toekarena, ka raha misy tokony henjehina dia i Ravalo nohon’ny nataony an’ ireo mpandraharahantsika.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS