Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 08h01
 

Répondre à un commentaire

31 mars 2021 à 14:41 | Vohitra (#7654)

Mila tsoahina eo mihintsy aloha io mpisoloky gaigilahy io izay vao misy manjary sy vanona eto amin ity Firenena ity e !

Ny manodidina ity mpisoloky ity koa dia mamitaka azy sy manararaotra ny tsy fahalalany daholo...

Aiza ve ka izy mivady mihintsy izao no miray saina misoloky mamitaka ny vahoaka iray manontolo...

Ny zavamisy izao dia maneno foana ny lakolosim-piangonana satria misy faty miditra sy mivoaka foana ao ampiangonana...

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS