Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 03h57
 

Répondre à un commentaire

23 février 2021 à 20:14 | Shalom (#2831)

Jereo ny toa itony :


23 février à 19:45| Isandra (#7070)répond à Rivo ^

Mandany 77 millions $ hanaovana stade, na ianao mody fanina na ianao tena tsy mahay mihitsy. Io vola io dia avy any ivelany, ary ny olona nazahoana ny vola, dia tsy hanaiky mihitsy hoe andeha halefa any an-tsimo ilay vola hamonjena ireo kere any.


Satria tsy maintsy valina i Vohitra dia soratana tsy am-pieritreretana na kely akory aza ny toa izao.
Mba azon’ity inandra mpanoratra ity ve fa nisy ny vola an-tapitrisa maro natokana ho an’ny covid-19 ohatra ?
Ary natao aiza anefa ireny vola ireny ?
Iza no nanome ny baiko ny hampiasana azy ireny amin’ny zavatra hafa ?
Dia ahoana hoy izany ireo nanome ireo vola ireo raha ny filazan’ity solon’anarana robot ity no ahitatra ?
Saingy aleo tsy hasian-teny ; aiza ny tena no tsy hilaza hoe kaondrana itony !
Na dia fieritreretana kely fotsiny aza dia tsy vita fa dia ny mamboseseika ny hamaly no atao maika, tsy hita fa mamingan-tena fotsiny no atao amin’ny farany.
Amiko ary tena ialan-tsiny ny fivantambatanana fa olona tsy misaina ny manao toa izany.

Ny kaondrana kaondra foana ary kaondrana mandrakizay !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS