Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 06h03
 

Répondre à un commentaire

23 février 2021 à 20:07 | rakotobe (#7825)

@VOHITRA @RIVO

tranondainga etsy, tranondainga eroa.

Izay hatrany no havoaka ny vavan’ity antsoina hoe VOHITRA ity.
Mba efa nisy ve mpandray anjara etoana noho ny tsy fitovian-khevitra nanao teny mahery tsy ampànajana an’i Ingahy VOHITRA ?
Taratra tsara amin’izany iza tokoa ity VOHITRA ity.

Hita taratra ihany koa ny paik’adiny :
Tsy misy valiny na iray ny lahadinika voantondro
izay mba aroson’izay mba manana ho ambara. Ny azy avy dia ny fitsikerana ny fitantanam-panjakana hatrany faona, tsy tompon’andraikitra amin’izany ny eto ry raZoky a !!!
MANDRASA TANTANA, fa mbola tsy izao akory ny Fotoanan’ny fampielezan-kevitra.
Rahefa tonga izany, aza manahy ianao fa maro dia maro tokoa ireo olona afaka fanandrina aminao tsara
Farany :
Liam-pivoarana izahay malagasy madinika
Inona no mba soso-kevitra arosonao aminay androhany ??
Alao hery ary.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS