Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 23h52
 

Répondre à un commentaire

23 février 2021 à 16:03 | Ra-Jao (#282)

Averiko eto foana fa rehefa milteny ny hoe justice na état de droit ireo mpitondra sy ny mpanohana azy eto @ forums,toa an-dry Isandra sy Bekoto, dia toy mpanolana zaza asaina miambina ankizy no hitako.
Tsy fanaratsiana gratuit izany fa raha nisy mpanosihosy ny ambara-tongan-dalana rehetra teto @ firenena, dia ireto fitondrana ireto no voalohany. Ny te hanampi-maso sy voakarama ihany no tsy mahita izany. Nahoana moa io Rolly Mercia io no mbola tazonina any am-ponja kanefa ilay Felicien, ilay tena niampanga efa niaika fa tsy misy hidiran’Rolly Mercia ny fitakiana hamohana an’i Berija. Satria manana kakay @ io olona io i Rajoelina sy Ravatomanga, ilay lehiben’ny mafia eto Dago, ka ny ahafaty an-dRolly Mercia any am-ponja no tankon’ireo. Efa olona tokony ho tsaboina noho ny aretina mahazo azy, efa nohamafisina expert izao, dia mbola mahazo baiko tsy hamoaka ihany ireo mpitsara efa zatra milefitra, tsy manome haja ny ansraikitra ambony hoe MPITSARA.
Ny rongony na ny outrage an’reo mpitandron’ny filaminan’Rajoelina,hiampangana ny zanak’i Hanitra, dia tsy misy mino izany, Torak’izany ilay gendarme retraité lazaina fa tratra nizara vola t@ asabotsy, tsy misy mino izany afatsy Bekoto sy Isandra. Dossier noforonina indray io fa tiana ho vonoina io genadrme io. Rajoelina n’est pas à son premier crime. Feno ran’ny malagasy ny tanan’io Filou io, efa nanomboka t@ 2009. Ny fihetsika t@ asabotsy ireny dia manamarina izany, fa raha tonga teny ny olona dia vonona tsara ny fitaovam-piadina ary fomba efa nomaniny handripaka ny malagasy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS