Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 00h27
 

Répondre à un commentaire

23 février 2021 à 15:38 | Mahitsy (#11156)

(7/7)Betsaka ny tohina tamin’ireny tsy ianareo ihany fa izahay koa, hany ka nisy ny fandefasana taratasy tany Rome nentina en main propre tao amin’ny Vatican mitantatara ny zavatra ataon’i omar ,vokany dia tsy voatendry ho Cardinal mihitsy izy ary mandrakizay io, amin’izao ny Cardinal Tsarahazana no voatendry (isaorana eto ny Papa françois sy ny filoha Rajaonarimampianina).
Izay no tiako lazaina ,lava fa tiako ho fantatrao izany, diso ianao raha mihevitra fa manaiky izao zava-mitranga izao ny mpino katolika. Aza manaiky ho entin’ny sasany amin’izany famatsamahana ara-pinoana izany ianao tsy adala akory i mompera RAZAFINDRATANDRA sy i pasitera Daniel Ralibera raha nivohy ny « eocuménisme »
Tsy mankasitraka velively izao zavamitranga eto amin’ ny firenena izao izahay katolika
Misaotra tompoko

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS