Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 12 avril 2021
Antananarivo | 02h15
 

Répondre à un commentaire

23 février à 17:16 | Vohitra (#7654)

Tsaroanareo ve vao tsy ela teny Ampefiloha teny no nitranga ny tantara ?

Toy izao ny teny nivoaka ny vavan’ireto mpitandro…ny tsy filamianana :

-  Aiza ny tànan’ialahy
-  Ao, miakara ialahy
-  Etsy ialahy mipetraka

Niseho izany nandritry ny fisamborana ireo olona naneho hevitra ampilaminana, ka asiana rojo ny tanany no ampiakarina ao anaty fiara…

Ilay olona ataony « ialahy » amin’io olona manana ny diplaoma CAPEN avy amin’ny Ecole Normale Supérieure, ary izy manao « ialahy » amin’io, tsipika anankiroa sy tsipika anankitelo…

Na dia fahalalampomba kely akory amin’ny maha olombelona aza anie dia tokony hohajaina sy atao laharampahamehana foana e, indrindra fa ianao manao raharahampanjakana e !

Fitaizana taiza no hoe ataonao « ialahy » ny olona ?

Mety hisy hilaza indray izao hoe « teto ary efa nisy filoha nanao toy izany », dia izy izany no tsy menatra sy tsy mahalala fomba, dia tsy midika akory izany fa ny nataony no fanao…

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS