Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 14h27
 

Répondre à un commentaire

22 février 2021 à 13:23 | Vohitra (#7654)

Angano, angano, arira, arira...

Nanao tifi-danitra hono ity olona mitana basy iray...

Dia hoe avy eo...nihodina sy nidina ilay bala...dia nahavoa ny tongotr’ilay mpianatra notifiriny...

O leiretsy a ! mba olona misy saina sy mandinika ve ilay mpitantara angano anankiray ka izany no fanazavana entina hampiesonana ny fianakavian’ny maty sy ny vahoaka ?

Dia olona milaza abobo sy mivarotra saka beloha toy izany ve dia mba ho azo atokisana ao anaty raharahampanjakana e ?

Mba matevina sy mafonja ihany anie ilay molotra nivoahan’izany angano izany fa mahagaga dia tsy nahasakana ny lainga sy ny fitaka tsy hivoaka ilay vava e ! sa efa voaozona handainga mihintsy kosa ary e ?

Angano sy arira e !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS