Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 04h48
 

Répondre à un commentaire

20 février 2021 à 23:24 | Shalom (#2831)

Dia tsy tahotra tsy henatra, dia izao ve no niafaran’ny tafika sy ny zandary ?
Rariny raha mamporisika ireo mahatsiaro tena hi-déserte ny tenanay.
Vonona izahay hanampy an’ireo izay mametra-pialana na mitsaoka mandao izao hery famoretana izao.

TSY IZAO NY HOE HO AN’NY TANINDRAZANA

Dia fiara, fitaovam-piadiana toa izao ve no ihatrehan’ny tafika sy ny zandary izany hoe vahoaka ?
FAHAVALO angaha ireo vahoaka ireo ?

Tsy henatra tsy tahotra. Fa raha ny frantsay no mibodo ny Nosy Éparses, inona no mba vitan’ireto miseho ho be sandry ireto ?
Ho avy ny foza iray tsy omby vava ho an’ialahy isany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS