Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 03h57
 

Répondre à un commentaire

20 février 2021 à 16:35 | Shalom (#2831)

Tena tsy misaina mihitsy ity fitondrana ity.

Mba nanao école de guerre hono ry risa baomba SEG kanefa dia miforetaka amin’ny tany.
Amin’izay tany Lafrantsa no nanaovany izany, Lafrantsa izay tany mandalina ny demokrasia.
F’inona marina ary no nianarany tany e !
Resak’e fotsiny.

Heverin’io bandy io fa tsy voatahiry angamba ireo oronan-tsary tamin’izy tonga nihaona tamin’Atoa Ravalomanana Marc fony io olona io nilaza ny hilatsaka ho filoam-pirenena : iny i baomba tonga nifona sy niala tsiny tamin’ny zava-nisy rehetra taloha.

Dray ! Dray ! Dray ! Hivoaka ireny ra-baomba f’aza manahy ianao a !

Ny leetchi eny Ambohimanga karakaraina f’aza ny vahoaka no emmerder-na, avelao ny vahoaka hilaza ny heviny.
Toro-hevitra : amboary dia eny izao ny taratasy rehetra momba io tany fambolena leetchi io fa sao mirodana eo ihany ity fitondrana ity.
Tsy maintsy hofongarina amin’ny fotoan’androny ny fomba nahazoanao io tany io tamin’ny andron’ny teteza-mita.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS