Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 15h07
 

Répondre à un commentaire

20 février 2021 à 13:18 | Rabarivony (#10708)

Arahabaina daholo Tompoko !
Mahavelom-bolo ny mahatsikaritra fa miverina manoratra amin’ny teny malagasy ny ankamaroantsika. Amiko ny fanoratana amin’ny teny frantsay dia fanekena ny hizaka hatrany ny famolahana ataon’ny « vahiny » eto Madagasikara. Hevriko fa azontsika atao tsara ny manao "vary amin’anana ( teny malagasy sy teny frantsay mifangaro) ; Hita aloha fa tena mahay teny vahiny daholo ny olona amanoratra eto, fa MIANGAVY re ho an’ny taranaka mifandimby NDAO mba hiezaka hanoratra amin’ny teny malagasy hireharehantsika.
Mifona raha mandratra anao izany teny izany fa mba mila averina angamba ny fianarana teny malagasy indrindra ny fanoratana ho an’ny zanantsika ao hafara.
Raiso Tompoko ny haja ambony atolotro ho anareo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS