Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 01h51
 

Répondre à un commentaire

13 janvier 2021 à 21:26 | Besorongola (#10635)

IL Y A UNE LIMITE À L’ENFUMAGE !
RAS LE BOL GÉNÉRALISÉ...

[𝗙𝗜𝗭𝗔𝗛𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗬]
𝗙𝗔𝗡𝗗𝗔𝗛𝗔𝗥𝗔𝗡’𝗔𝗦𝗔 « 𝗠𝗜𝗔𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗 » 𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔𝗥𝗜𝗩𝗢 𝗚𝗥𝗔𝗡𝗗 𝗧𝗔𝗡𝗔
Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy androany 12 janoary 2021, ny fandaharan’asa MIATRIKA COVID, izay natao ho an’ireo mpisehatra ao anatin’ny fizahantany. Fiaraha-miasa amin’ny Banky iraisam-pirenena, entina hanomanana sahady ireo mpisehatra amin’ny fiatrehana ny aorian’ny COVID-19.

Amin’ny alalan’ny fampiofanana ireo mpiasa no hanataterahina izany, mba hahafahana mitazona ireo asa fototra any anivon’ireo orinasa momba ny fizahantany sy hamafisana ny fahaiza-manaon’izy ireo.

Maherin’ny 250 ireo fiofanana hotanterahina eto amin’ny faritra GRAND TANA, izay hahavoakasika mivantana mpiasa manodidina ny 5 000. Hiompana amin’ny resaka fianarana teny vahiny, ireo asa fototra, ny informatika ary ny asa tena, ny fiofanana izay hanomboka amin’ny faran’ny volana janoary ho avy izao ary hitohy mandritra ny herintaona.

Ireo mpiasa mivantana avy amin’ireo orinasa misehatra amin’ny fizahantany sy ireo mpiasa tena mpikambana amin’ireo vondrona matihanina na tsia toy ny mpiseradia, no kendrena hahazo fampiofanana.

Ho an’ireo izay te handray anjara amin’ity tetik’asa ity, dia manasa azy ireo hanantona ireo rafitra na orinasa mijoro ara-dalàna, miasa amin’ny sehatry ny fizahantany. Azo jerena amin’ny tranokala www.miatrika.mg ny andinindininy mahakasika ny fisoratana anarana.

Ny Confédération du Tourisme de Madagascar (CTM) no misahana mivantana ny fanatanterahina ity tetik’asa MIATRIKA COVID ity.


[𝗧𝗢𝗨𝗥𝗜𝗦𝗠𝗘]
𝗟𝗔𝗡𝗖𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 𝗗𝗨 𝗣𝗥𝗢𝗚𝗥𝗔𝗠𝗠𝗘 𝗠𝗜𝗔𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗 𝗦𝗨𝗥 𝗟𝗔 𝗭𝗢𝗡𝗘 𝗗𝗨 𝗚𝗥𝗔𝗡𝗗 𝗧𝗔𝗡𝗔
Ce lundi 12 janvier 2021, une conférence de presse s’est tenue au Ministère du Tourisme, des Transports et de la Météorologie, en vue de présenter le programme MIATRIKA COVID et d’informer les opérateurs touristiques de son lancement officiel.

En lien avec le Plan Multisectoriel d’Urgence (PMDU) du Gouvernement, sous l’égide du Ministère du Tourisme, des Transports et de la Météorologie (MTTM) et avec le soutien de la Banque Mondiale, le programme MIATRIKA COVID a été mis en place afin de mitiger les impacts de la crise et appuyer la relance post-COVID-19.

MIATRIKA COVID est un programme de renforcement des compétences du capital humain du secteur tourisme qui a pour objectif de :
• Maintenir les emplois de base dans les entreprises du secteur tourisme et ;
• Renforcer la capacité de mobilité professionnelle des travailleurs.

Plus de 250 sessions de formation seront organisées sur le Grand Tana qui impacteront sur plus de 5 000 travailleurs du secteur tourisme. Ces formations porteront notamment sur les langues, les métiers de base du secteur tourisme, l’informatique de base ou encore l’entrepreneuriat. Les premières formations démarreront à la fin janvier 2021. Le Programme s’étalera sur une année.

Le programme cible particulièrement les employés directs des entreprises du secteur tourisme, déflatés ou non et les prestataires individuels affiliés ou non à des organisations professionnelles du secteur tourisme (exemple : les guides).

Pour participer à ces formations, ces bénéficiaires individuels devront être inscrits par des demandeurs éligibles, c’est-à-dire des entités formellement constituées et ayant les autorisations appropriées d’exercer dans le secteur tourisme.

Pour vérifier leur éligibilité, les demandeurs sont invités à visiter le site web : www.miatrika.mg. Les procédures d’inscription se font également sur ce site.

La Confédération du Tourisme de Madagascar assurera la mise en œuvre ce programme.

COMMENTAIRES :
Tsara foana ny mianatra factsy hitako aloha izay ilaina an zany ra zao satria ny asa aza tsy misy,ny solution naroso tsy misy ,ny fanampiana tsy misy ... tsy misy inina mintsy hatreto,efa hierina ny taona tsy niasana.
Sokafana ny frontière, ça fait presque 1an nifody izy io. Formation, cela a été déjà fait au niveau de plusieurs associations avec beaucoup de support vidéo. Frontière misokatra no vahaolana. Matoa olona 1 tafiditra anaty avion efa vita test izy, une fois izy tonga eto mbola atao test, donc sokafy ny frontière f izay iany no vahaolana rhf tsis fijerena ireo mpisehatra mivantana (guide sy Chauffeur) aéroport efa paré, ny olona ef vonona ny iasa f ela loatra le 10mois tsy miasa, tsis vatsy tsony izahay ary lany tamingana ny tahiry kelinay.
FIOFANANA A FIOFANANA,ILAY OLONA MPISEHATRA AZA EFA MILA TSY HANANA AINA INTSONY HIATREHANA IZANY !!! FIJERENA NY MPISEHATRA @ LAFINY MAHA-OLONA NANDRITRA IZAY VOLANA MARO TSY NIASANA IZAY IZAO NO TOKONY HO ASIANA FIHEVERANA,A
Solution : tohizo ny fitakina volamena 73.5kg ao Afrika Antsimo efa natombokao Mr Ministre, tazomy ho anareo Mpiasan’ny Ministére ao ny Budget de soutien nomen’ny Banque mondiale hanaovanareo formations sy renforcement de capacité 250 sessions dia Sokafy ny Airport hiasanay toy ny àny Nosy Be...ela lotra ny fanembatsembanana.☝️👌
Tokony mba mamaky ireo commentaires ireo ny ministera dia mahita ny marina sy ny hetahetan,ny olona rehetra , fa tsy oe izay masaka ao andohan zareo no atao ,tsy mba misy fifampiherana na fampivoriana handinihina manokana ny cas EfA hahafaty , sa ilay mifanandrina aminny be sy ny Maro mihintsy no mety aminareo ao ambony ao azafady tompoko.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS