Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 février 2021
Antananarivo | 00h34
 

Répondre à un commentaire

13 janvier à 15:27 | Shalom (#2831)

Omeo ny mpikaroka eny amin’ny Anjerimanontolo (IOGA) ny santionan’ireo volamzna dia ho hitantsika hoe faritra aiza eto Madagasikara no nitrandrahana ireo.
Re ihany anefa fa hoe avy tany amin’ny faritra avaratra andrefana :

O ! Ry fody an’ala e ! ô !
Aza homana ny varim-bahoaka ianareo ô ! ô !

F’angaha moa tsy efa nambarantsika teto ny hoe : inona no nahamaika an’i DJ tsy ampy solaitra nitsidika an’Ambilobe dia hoe hanao "Ethanol" ? Satria faritra tanim-bolamena iny faritra iny.

Hamaranana : Resaka piesina teatra tokoa izao miseho izao araka ny soratr’i Vohitra.
Tsy sarotra mihitsy ny manadiady raha resaka volamene toa izao no resahina.
TSY AFAKA MANAO IZAO TRAFIKA IZAO IANAO RAHA TSY MIRAY PETSAPETSA NA MIRAY BAIKO AVY AMIN’NY FITONDRANA.
Mba anontanio i Jeneraly Ramakavelo hoe inona no antony na iza no nandrarana azy hanao ny fitrandrahana volamena iarahan’ny Tafika sy ny Fokonolona fony izy minisitry ny fiarovana.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS