Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 13h14
 

Répondre à un commentaire

12 janvier 2021 à 11:08 | Vohitra (#7654)

Dia gaga sy ontsa tokoa ny tena, valaka sy nisento fotsiny, raha nahita teny antsena anio maraina olona mitondra 600 Ariary eny an-tànany ary nilaza tamin’ilay mpivarotra iray anio hoe :

« Mba anaovy vary »antsasa-kapoaka« ary menaka mandry telonjato Ariary »...

Efa menaka mandry no vidian’ny olona fa tsy menaka mitsiranoka madio intsony...

Mba fantatrareo ve fa amidy 350 Ariary ankehitriny ny vary antsasaky ny kapoaka eny antsena ?

Ary 700 Ariary ny kapoaka fara-fahakeliny fa tsy misy mihintsy mivarotra vary amin’ny 550 Ariary nolazain’ireto mpitondra fanjakana...

Tsy vitan’ny angoantenda sy fampanantenana poak’aty intsony izao raharaha izao e !

Efa tantara masiso no entina hitantanana ny Firenena ankehitriny !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS