Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 20h02
 

Répondre à un commentaire

20 novembre 2020 à 08:54 | rakoto-neutre (#8588)

Salama aby
Mitombo ny vola fikirakira saingy nohon ny tsy fitokisana dia tsy mahazo mikirakirs vola intsony ny mpitantana sekoly.
Misy fiantraikany betsaka eo @ fifiran ny mpianatra ny fanafoanana ny droit. Voarery hividy torchon, craie, kifafa sns ny mpianatra satria sora bola no azo hatreto,
Toa latsa-danja ny fanabeazana ankehitriny fa ny fananganana fotodrafitrasa no mahamaika ny mpitondra, Ireo suppléant sy vacataire ary ECD t@ oktobra 2019 no nandray karama farany, ASA NA RARINY IZANY
Ny rafi-panabeazana dia mamolavola ny Malagasy hiala @ :
- TENINY, teny frantsay no mibahana misokatra etsy sy eroa ny sekoly miteny frantsay ary dia any ny zanakin’ny mpanana sy ny mpitondra no mianatra .
- TANINY, mianatra dia ho any am-pita ary dia any dia any tsy miverina na mba hanasoa ny tanindrazany aza.
- TENANY, tsy GASY intsony fa VAZAHA, atao izahay hahazoana taratasy momba ny NATURALISATION. dia tsy miteny gasy intsony ary dia tsy mahay na ny MANORATRA NY FITENIN-DRAZANY AZA.
Dia izany ve no amolavolana antsika, MAMPALAHELO

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS