Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 16h02
 

Répondre à un commentaire

18 octobre 2020 à 19:20 | ASSISE (#10453)

SANATRIAVINA

Efa nisy faty olona maro tamin’ny taona maro tany aloha tsy voatanisa, ny hisian’ny faty olona indray ve, sanatriavina hoy aho, ohatra izay efa nitranga izany dia tsy hanaitra satria efa mahazatra izany ?

Enga anie mba tsy izao fizirizirina ho fahaizana làlàna izao no endrika famitahana ny vahoaka ka hisian’ny tsy fitovikam-pijery tokoa rahampitso ka hitarika tsy fankasitrahana intsony izany fomba izany hitondra indray ny Firenena any amin’ny fifandonana pôlitika avo lenta.

Ny mahay ihany no afaka mamitaka fa izay tratra farany ihany kosa anefa no ho zeràna ny tsy eran’ny aina.

Dieny mbola eo Ambohidahy sao lahy ka any Mantasoa indray ny tohin’ny tantara.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS