Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 16h02
 

Répondre à un commentaire

18 octobre 2020 à 15:07 | Shalom (#2831)

Fampatsiahivana ny fampanantenana fampandriana adrisa :

- Miami,
- Tramway,
- Paris,
- Tanamasoandro,
- Puces-n’omby,
- Building,
- 1 ha isan’olona,
- Karinem-pokotany afaka 10 andro,
- CVO+ 1 tapitrisa isan’ora,
- Pipeline mitondra rano any atsimo,
- Jirama tsy misy delestazy

Aleo atsahatra fa mankan-doa, mahaloiloy no mahamenatra.
Iza no kaondrana mbola hino ireo ?
Ny teny toy ny salaka ka mamatotr’azy tompony.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS