Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 00h27
 

Répondre à un commentaire

16 octobre 2020 à 09:45 | citoyendumonde (#4292)

Tamin’ny andron’ny 1ère république dia maimaipoana ny fianarana tamin’ny sekolim-panjakana ary ary fomba daholo ny sekoly, ny mpampianatra nanana farim-piainana ambony. Nanomboka tamin’ny 1972 no tena nitotongana ity Firenentsika ity. Niditra tany am-pianarana amin’izay ny politika ary tonga tany hatramin’ny lycée ny Monima, Marema, MFM. Nolokoina manga izay azo nolokoina manga tamin’ny andron’i Rajao, dia izao atao volom-boasary hatrany amin’ny dabilio. Ny mpampianatra mahantra fadiranovana, ny mpianatra amin’ny sekolim-panjakana toa izany koa. Ireo mpitondra mametraka ny zanany amin’ny sekoly vahiny daholo eny fa na dia ny zanaky ny Ministry ny fampianarana. Ny zanaky Tsiranana, Resampa ireny anefa taloha nianatra tamin’ny lycee gasy daholo. Taiza no nianatra ny zanak’i Ravalomanana ? ny zanak’i Rajoelina ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS