Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 06h55
 

Répondre à un commentaire

16 octobre 2020 à 11:09 | citoyendumonde (#4292)

Tsy ijanona mihintsy io fifampidirana am-ponja io raha ny fahitana azy izao. Izany Rolly Mercia izany koa anie ka nampihorohoro taloha mitovy amin’ny ankehitriny ihany. Fa izay mampiditra mbola hampidirina indray andro any, izay aloha no atao hoe demokrasia eto amintsika : didin’ny be sandry. Ireto mpisolelaka ireto no tena fositra kanefa dia ireo ihany no mifandimby mankeny am-ponja fa tsy ny mpibaiko.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS