Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 12h31
 

Répondre à un commentaire

16 octobre 2020 à 09:13 | Shalom (#2831)

H.S. 2 :

Aiza ihany ilay rapport isam-bolana notatatataina momba ny fitantanana ny volam-panjakana sy ireo fanampiana azon’i Madagasikara fa toa tsy hita izay lohany sy vodiny ?
Efa misasaka ity ny volana oktobra, afaka kelikely dia ny faran’ny taona, dia ahoana ?
Fitondrana mitamatama, miana-mandeha kanefa dehaka. Raha mianatra ny tsara moa ka haninona f’ity izy toa mampiseho isan’andro ny tsy fahampian-tsolaitran’izy rehetra sy ny mpomba azy.
Rehefa tsy takatra sy tsy hay ny mitondra, mba manana fahendrena manetry tena na miantso ny rehetra hifanampy na miala rehefa tsy mahavita fa manjary ho very 5 taona fotsiny eo i Madagasikara sy ny malagasy.
Ny olona ratsy taiza no tsy mahalala ny diso fanaony.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS